Dikan'ny teny : vazo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. — Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia a-tao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy". Ahitsio
2 a.: Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina. i t,if.: Vazoina J mivazo, fivazo, mpivazo / ivazoana, fivazoana / mahavazo / vazovazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel