Dikan'ny teny : vazomboana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretin'andoha manelonelo sy dontodonton'ny hamamoana ny omalin' iny. - F,-p.: Miala uazomboana: misotro toaka kely indray mba hanala ny fahadontodontoana sy fahalemilemena tamin'ny fahamamoana ny omalin'iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel