Dikan'ny teny : vehivavy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin'ny an'ny lehilahy: Tsy misy tsy natera-behivavy. * F.-p.: Vehivaviny: enti-milaza ny vazo na sakaiza ratsy na tokantranomason'ny lehilahy iray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel