Dikan'ny teny : vela

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin'ny hadisoana vita. i t.Lf.: Avala, ambela, voavela, tafavela / mamela, famela,mpamela / amelàna, famelàna / mifamela / mivela, fivela, mpivela / ivelàna, fivelàna / mahavela / velavela. Ahitsio
2 a.: Trosa alan'izay resy amin'ny lalao fanorona. 1 I-lazana koa ny vato telo sisa amin'ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin'ny fanoron-tsivy. * Matim-bela: enti-milaza ny resy amin'ny fanorona. / Mihinam-bila na homam-bela: enti-mllaza izay resy manao valin'ady ka avy hatrany dia haniny ny vela. / Tsy afa-bela: ilazana faharesena tanteraka na fahavoazana mitohitohy. / Velamaivoho: fomba iray filalaovampanorona: esorin'ilay naharesy ny laharana iray amin' ny vatony. / Tsontsam-paika ka matim-bela: enti-milaza fahavoazana na fahafaham-baraka satria nanao hadisoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel