Dikan'ny teny : veloma

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. (velona amin'ny fomba mandidy): Teny ifanaovana raha mifandao ka firarlana mba sarny mbola ho velona soa aman-tsara. - F.-p,: Veloma mandra-pihaona: veloma ifanaovana rehefa hisaraka handeha ka manantena mbola hihaona tsy ho eia / Veloma mifoha: teny ifanaovana rehefa hisaraka fa samy handeha hatory, mitovy amin'ny hoe: "tafandria mandry". * Fiten.: Veloma madinidinika, marina fantimpantenana: tomba fanaovam-beloman'ny mpifankatia miangolangola fiteny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel