Dikan'ny teny : vely

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikapohana, famonoana amin'ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta — Vely uary, i t.Lf.: Velezina, avely, ainely, voavely, vinely / mamely, famely, mpamely / amelezana, famelezana / mifamely / mively, fively, mpively / ivelezana, fivelezana 1 mahavely / velively. - F.-p.: Vely rano na velirano: fianianana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel