Dikan'ny teny : venavena

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra, toy ny fery na lavaka, misokatra makadiry, mitanatana. • Toetran'olona miraikiraiky, mitahontahona. - t.i.f.: Mamenavena, famenavena / mivenavena, fivenavena, mpivenavena I ivenavenana, fivenavenana / mangovenavena, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel