Dikan'ny teny : vendrivendry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Firenirenena, • Hadalana, haketrenana. • Tsy fanasiana antony, filalaovana, famazivaziana. • Fahajemben'ny maso tarafin' ny hazavana ka mipendrampendrana. - t.i.f.: Avendrivendry, voavendrivendry, tafavendrivendry / mamendrivendry, famendrivendry, mpamendrivendry / amendrivendrena, famendrivendrena / mivendrivendry, fivendrivendry, mpivendrivendry / ivendrivendrena, fivendrivendrena I mahavendrivendry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel