Dikan'ny teny : veraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Toetran'ny zavatra misaratsaraka, mitriatra na vaky; famborahana. - t.i.f.: Verahina, voaveraka / mameraka, fameraka, mpameraka / amerahana, famerahana / miveraka, fiveraka / iverahana, fiverahana / mahaveraka j veraberaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel