Dikan'ny teny : verina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahatongavana indray eo amin'ny toerana nialans. • Fanaovana dia mianotra. •Fanaterana. - t.i.f.: Averina, voaverina, tafaverina 1 mamerina, famerina, mpamerina 1 amerenana, famerenana j miverina, fiverina, mpiverina / iverenana, fiverenana j mahaverina / verimberina / mamerimberina / miverimberina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel