Dikan'ny teny : vesarana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Vesarina (uesatra) mt. pdr. (vesaro): Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarana entana io zaza io fa mbola kely. / Nouesaranao adidy Inhibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho. 1 Tototra: Vesaran'alahelo ny fony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel