Dikan'ny teny : vetraka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tsivetraka a.: Ny faritra hatreo amin'ny valahana ka hatramin'ny tongotra. • Fipetrahana amin'ny tsihy ka mitsotra tsara ny tongotra roa. - t.i.f.: Avetraka, voavetraka / mivetraka, fivetraka, mpivetraka I ivetrahana, fivetrahana / mahavetraka I vetrabetraka 1 vetrany. - F.-p.: Milanja am-betraka: fomba filanjana olona, na biby, na zavatra tsy malntsy ilana olona roa, toy ny marary fonosina anaty lamba, ka ny iray amin'ny mpitondra avy eny amin'ny, lohanY, ny iray avy any amin'ny tongony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel