Dikan'ny teny : vezika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandehanana etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany. - t.i.f.: Avezika, voavezika, tafavezika / mivezika, fivezika, mpivezika I ivezehana, fivezehana / mahavezika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel