Dikan'ny teny : vidy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Takalon-javatra arabola: Efa nomen'i Naivo ve ny vidin'ny bokinao tany aminy? 1 Valiny, setriny: ]o trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin'izay. • Lanja: Tsy hay tombanana ny uidin'ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza. 6 t.tf.: Vidina, amfdy, voavidy, vinidy / mividy, fividy, mpividy f ividianana, fividianana / mahavidy / vidividy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel