Dikan'ny teny : vilaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy mahitsy fa meloka, bilabila miforitra: Notsofin'ny riuo-mahery ny hazo teo an-tokotany hany ka vilaka daholo ny rantsankazo rehetra. - t.i.f.: Vilahina, avilaka, voavilaka / mivilaka / mahavilaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel