Dikan'ny teny : vilina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin'ny fanakambanan-damba ka ny lohany roa ihany koa no zairina: Hataonao vilina sa hataonao milina ny moron-tongotry ny akanjonao? - t.i.f.: Avilina, voavilina I mamilina, familina, mpamilina 1 amilinana, familinana I mivilina, fivr7ina I mahavilina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel