Dikan'ny teny : vily

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fialana amin'ny lalana naleha ka mankamin'ny iray hafa indray tsy amin'ny hitsiny, - t.i.f.: Avily, voavily, tafavily / mamily, family, mpamily / amiliana, familiana 1 mivily, fivily, mpivily / iviliana, fiviliana / mahavily i vilivily. Ahitsio
2 (Atm) a.: Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel