Dikan'ny teny : vimbinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vimbina) mt. ih. (vimbino): Entina amin'ny tanna: Vimbino kely, ana-ka, ity harona ity. ~ Arovana, tahina: Novimbinin'Andriamanitra izy ka tody soa aman-tsara eto an-tanindrazona indray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel