Dikan'ny teny : vinanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vinany) mt. ih. (vinanio): Lazaina na ambara mialoha: Novinaniny ny hahazo ny olombelona any amin'ny taonjato faha-XXV. - Fantarina na dia tsy hita aza: Vinanio iza no namely anao. ~ Fantarina kitoatoa: Vinanio iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka. ~ Alain antsaina, an'eritreritra: Tsy azonao vinanina ny fahoriana nahazo ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel