Dikan'ny teny : vinanto

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vadin'ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka lzany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy". * Ohab.: Misosososo ohatra ny vinanto tsy mahare fosa: enti-milaza ny olona tay mahimahina ny amin'izay olona hatonina fa aviavy ery} mamboraka izay ao am-po. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel