Dikan'ny teny : vinany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vava fidtran'ny renirano amin'ny ony, na ny ony amin'ny ranomasina. Ahitsio
2 a.: Eritreritra na tsindrimandry amin'ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e! - Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Iaiahy ity koa dia manao vinany'mihitsy! ~ Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo 800 manao vinany aty aminay aty a! (f.t.m.) - t.i.f.: Vinanina, avinany, voavinany / maminany, faminany, mpaminany) aminaniana, faminaniana ! mahavinany / vinaninany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel