Dikan'ny teny : vingitina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Vingirina (vingiira) mt. ih (vingito, vingiro): Entina amin'ny loba fanondro sy ny ankibe: Ento tsara fa aza vingitina toy izao io mosara io fa efa madio. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel