Dikan'ny teny : vinitra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tezitra, mampiseho endrika tsy faly: Vinitra er? izy niditra tao antrano. ~ Henjana manao tsy an-kihetsika (filaza amin'ny miaramila): Vinitra daholo ny miaramila nanao sapaoritra raha nandalo ny lehibe. - t.i.f.: Vinirina, tafavinitra 1 mivinitra, fivinitra, mpivinitra / ivinirana, fivinirana ) havinirana, fahavinirana 1 mahavinitra / vinibinitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel