Dikan'ny teny : virosy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. virus) a.: Karazana mikraoby manokana, mbola kely indray noho ny bakteria fa latsaka ny 0,2 ampaharivon'ny mm ny habeny ary tsy hita raha tsy amin'ny mikraoskopy manokana, fototry ny aretina ma-ro toy ny gripy, poliomieliVisavisa a.: Fitanisanisàna. / Filazalazana hatramin'izay antsipiriany madinika kely indrindra. / Enti-milaza ny teny mamohafoha ny lasa ombam-pitarainana fatratra. - t.i.f.: Visavisaina, voavisavisa j mamisavisa, famisavisa, mpamisavisa 1 amisavisàna, famisavisàna j mahavisavisa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel