Dikan'ny teny : vitaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vita) mt. ih. (vitao): Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin'ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra. 1 Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e! 1 Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel