Dikan'ny teny : vitrana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny zaitra atao hanakambanana ambain-damba roa: Tata-bitrana ity lamba ity izany. 1 Fanakambanana. / Fampirindrana. - t.i.f.: Avitrana, voavitrana Imamitrana, famitrana, mpamitrana 1 amitranana, famitranana 1 mivitrana, fivitrana, mpivitrana 1 ivitranana, fivitranana 1 mahavitrana 1 vitrambitrana. is Vitram-bato: takelabato misy triatra nefa tsy te-na misaraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel