Dikan'ny teny : vitsika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry. / t,if.: Mangorovitsika. * Ohab.: Izay be no basy, ny vitsy lanin'ny vitsika: tailalaon-teny enti-milaza fa ny fitambaran'ny maro no handresena ary tsy maha-resy ny tena koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel