Dikan'ny teny : vitsy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy maro na betsa ka, tsy firy, keiy isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna. 6 Havitsfna j mamitsy na manavitsy, famitsy na fanavitsy, mpamitsy na mpanavitsy j amitsiana na anavitsiana, famitsiana na fanavitsiana j mahavitsy j vitsivitsy / havitay / havitsiana I fahavitsiana / ankavitsiana. ¶ M.h.: Kely, vitsy kely, tsy maro, tsy firy, azo isaina, ankavitsiana, vitsy dia vitsy, azo isaina amin'ny rantsantanana, tsirairay tadiavina, zara raha misy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel