Dikan'ny teny : vivery

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel