Dikan'ny teny : vivitina

Hampiditra dikany vaovao
1 (uiuitra) mt. ih. (uiuito): Entina amin'ny tendrony, amin'ny sofiny, amin' ny molony: Aza vivitina amin'ny molony io vilany io sao dia uaky. 1 Sintontsintonina, roridroritina: Aza vivitinao ny akanjoko sao ro-vitra. / (teny) Tsongoina dia roritina hiadiana: Teny diso lasa tsy nahy dia nouiuittiny ka lasa ady saika tsy vita mihitsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel