Dikan'ny teny : vivitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza molo-javatra, sisiny. 1 Fandraisana zavatra amin'ny sisiny na amin'ny silany kely. 1 Fitsongoana teny kely eo amin'ny resaka ifanaovana na eo am-pifamaliana ka roritina hiadiana. - t.i.f.: Vivitina, avivitra, voavivitra j mamivitra, famivitra, mpamivitra 1 amivitana, famivitana 1 mivivitra, fivivitra 1 ivivitana, fivivitana 1 mahavivitra 1 vivibivitra 1 ambivitra, ankambivitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel