Dikan'ny teny : voady

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irfna: Manefa ny voady nataony Baba. • Fianianana na fanomezan-toky eo imason'ny solontenan'ny E-g1izY: Manao voadin'ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny reii)iozy, i Mivoady, fivoady, mpivoady / ivoadiana, fivoadiana ( mahavoady j voadivoady I mivoadivoady. ¶ M.h.: Dina, teny nomena, orimbato, lokaloka, tsikafara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel