Dikan'ny teny : voaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fialana avy ao anaty toerana iray mankany ivelany; fisehoana ety ivelany; fampisehoana asa natao. 1 Avoaka, voavoaka, tafavoaka I mamoaka, famoaka, mpamoaka I amoahana, famoahana I mifamoaka / mivoaka, fivoaka, mpivoaka / ivoahana, fivoahana I mahavoakalvoaboaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel