Dikan'ny teny : voalavofotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian'ny saka hohanina (voalavofody no iantsoan'ny Tanala ny voalavofotsy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel