Dikan'ny teny : voamadilo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voan'ny hazo atao hoe Kily, na Madilo, maniry any amin'ny tapany ataimo sy andrefana; tahatahaka ny voantsaramaso ao anaty fonony lavalava misy voany maromaro ao anatiny ny voamadilo, izay sady mamimamy kely no maharikivy, tian'ny ankizy fatratra, haninY amin'nY sira sy sakay; ny voamadilo dia mana-na toetra mampivalana ka azo ampiasaina raha mitohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel