Dikan'ny teny : voamaintilany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry mandady mizara mainty sy mena ny voany, madini-dravina ary marikivy raha tenehina, fanao ody kohaka (Ski: masonamboangara). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel