Dikan'ny teny : voangory

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bibikely ohatra ny ankibe, ny vavany mafy natao hanorotoro ny fakankazo, ny elany roa mifanarona amin'ny andaniny avy ka ilay ivelany mafy toy ny kaninkaninkena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel