Dikan'ny teny : voaramontsina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo lehibebe mahatratra 2 na 3 metatra ny haavony; fihinana ny voany, izay mivondrona ho salohy ary mena, antitra rehefa masaka. Ahitsio
2 a.: Hazo madinika misy voany kely fihinana tsara tsfro (Vaccinium fasciculatum). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel