Dikan'ny teny : voatavo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana iombonana ilazana karazan-javamaniry fihinam-boa fanao fangaron-daoka izay toy izao ny toetoetrany: ny voany lehibe malamalama, ny tahony poaka aty mandadina, ny raviny mitapelaka misy lainy. - F.-p.: Voatavo tsy mifandraka: zazakely mbola kidaladala, zaza bodo. * Ohab.: Lokanga tsy atao ka lehibe ny voatavo: tsy manao ny tena ka mahay milaza er? hoe toy izao sy toy izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel