Dikan'ny teny : voay

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karaza-mamba, sain- gy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra na kiraro ny hodiny (hodiboay). * Ohab.: Lasa ny mamba, tonga ny voay: ilazana olona roa mifandimby samy mana-na toetra ikoizana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel