Dikan'ny teny : vodiondry

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian'ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisait' ny fototry ny fanambadiana ka nahatonga ho mahamenatra ny "mitari-bady tsy lasam-bodiondry" — Ny vodiondry dia natao koa hoe "hajam-bolana". - F.-p.: Vodiondrim-barotra: vola omena mialoha ho fandraiketam-barotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel