Dikan'ny teny : vodivoampelatanana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Halavan-drefy mitovy amin'ny haben'ny felatanana iray manontolo apetraka mihohoka; ny sakan'ny felatanana. Ny vodivoampelatanana dia mitovy amin'ny voantondro dimy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel