Dikan'ny teny : vofy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Vaofy a: Fanalana ny hodi-javatra; fanazavana teny na lohateny iray. i tif: Voasana, voavofy / mamofy na mivofy, famofy na fivofy, mpamofy na mpivofy / amoasana, famoasana / ivoasana, fivoasana / mahavofy / vofivofy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel