Dikan'ny teny : vohitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Havoana. 1 TanĂ na kely: "Mijojo mipatraka ny oram-baventy, /Mandena ny vohitra sy ny tanety". 6 Vohirina, avohitra, voavohitra / mambohitra, mamohitra, famohitra, mpamohitra / amohirana, famohixana / mivohitra, fivohitra 1 ivohirana, fivohirana / mikibohitra / mikobohitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel