Dikan'ny teny : vokaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tany nalaina tamin'ny fasan'andriana hanaovana veiirano na fianianana. - F.-p.: Sotro vokaka: fisotroana ny rano sy ny tany nalaina tamin'ny fasan'andriana ampifangaroina, ho fianianana tsy hivadika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel