Dikan'ny teny : vokatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny voan'ny zavamaniry na ny vodin'ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanĂ na ~ Ny soa azo: Mivelona amin'ny uokatry ny asan-tanany izy. - p. t.: Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin'ity taona ity. ~ Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany uokatra ohatra an'io ianao. - t.i.f.: Mamokatra, famokatra, mpamokatra / amokarana, famokarana 1 mahavokatra, fahavokatra, mpahavokatra / ahavokarana, fahavokarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel