Dikan'ny teny : vokim-pelaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btm) a.: Fombam-bolom-behivavy betsimisaraka taloha: avonkina ny volo apetaka eo ambony sofina havia sy havanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel