Dikan'ny teny : vokisana

Hampiditra dikany vaovao
1 (voky) mt, ih. (vokiso): Omena sakafo betsaka: Efa novokisan'Ikoto tsarave ny vorona? 1 Taomina, tarihina: Novokison'ny namany izy ka nangalatra ~ Ambosfna, amporisrhina, tarihina: Nouokisan'ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel