Dikan'ny teny : vokovoko

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anaran-kafa ilazana ny lakroa (jer. io teny io), fa natokana kosa hilazaha keo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon'olona: Vokovoko mena (mamonjy ny miaramila maratra an'ady sy mitsabo'ny ankizy madinika), Vokovoko manga sy Vokovoko volamena (manaQ irisika hifady zava-pisotro misy alkaola sy mitandrina izay efa vonon-kifady); Vokovoko maitso (mampirisika hifady sigara, paraky): Vokovoko fotsy (mamonjy nY olona manao fitondran-tena ratsy ka mitaona azy hiala amin'izany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel