Dikan'ny teny : voky

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko! ? Manankarena: Ireny olona efa voky ka hifaninananaof ~ Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin'ny fijerena izany zavatra mohafinaritra izany ny masoko. - t.i.f.: Vokisana, avoky, vinoky, voavoky 1 mamoky, famoky, mpamoky I amokisana, famokisana 1 mivoky, fivoky, mpivoky 1 ivokisana, fivokisana I mahavoky / vokivoky. ΒΆ M.h.: Feno, miatiaty. β€” Voky, afa-po, afa-diana, boboka. β€” Manao voky, manao tranga, miboboka, misesika, mibitabita, mibibaka, mibitabitaka. β€” Mamoky, mitaona, manabontsina, ma-nome fo, mambosy, mandroboka, mandrokiroky, mandraviravy, mamahana, manao toho-tsofina, mandrendrika, manadala, mitomany ambony fe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel